Milaza zavatra roa i Mpaminany (saw), ka raha mitandrina mafy amin'izany ny silamo dia hiditra any amin'ny paradisa izy. Voalohany : Mamehy ny lela tsy hiteny izay mahatezitra an’I Allah ilay Tsitoha. Ny faharoa : Fiarovana ny taovam-pananahana mba tsy ho latsaka amin’ny fijangajangana. Satria ireo rantsambatana roa ireo dia matetika mampilatsaka ny Olona amin'ny fahotana.