explain-icon

exp

Nanazava i Mpaminany (S.A.W) fa Andriamanitra Tsitoha dia mankatia ny mpanompony sasantsasany. Anisan’izany ny mpatahotra azy : izay manaraka ny didin’Andriamanitra sy miala amin’ny fandrarany. Ary mankatia ny mpanankarena : ilay tsy miantehitra amin'ny olona afa-tsy i Allah ary tsy miherika any amin'ny olon-kafa. Ary mankatia ny miafina : Ny manetry tena, ny manompo ny Tompony, sahirana amin’izay mahasoa azy, ary ny tsy miraharaha izay mahafantatra azy na miresaka momba azy amin’ny fiderana sy hatsarana.

explain-icon

fawaed

  • Fanazavana ny ampahany amin’ireo toetra takina amin’ny fitiavan’Allah ny mpanompony, izany dia ny fatahorana an'i Allah sy ny fanetre-tena ary fankasitrahana amin'izay nomen'ny Tompo Allah.
explain-icon

cats

explain-icon

more