explain-icon

exp

I Mpaminany (S.W.A) dia naniraka ny mpiara-dia aminy tsy hamela "sarivongana" - izany sarin'ny zavatra misy fanahy ara-nofo na tsy ara-nofo - raha tsy hoe esoriny na potehiny izany. Ary tsy tokony hamela fasana avo izy ireo, raha tsy hoe ampitoviziny amin’ny tany izany ka ravany izay trano eo amboniny, na hatao fisaka mba tsy hampiakatra azy ho ambony dia ambony amin’ny tany, fa ampikarina ho avo kely amin'ny tany.

explain-icon

fawaed

  • Fandrarana ny fakana sary ny zavamananaina; Satria làlana mitarika amin'ny fanompoan-tsampy izany.
  • Ny maha ara-dalàna ny fanesorana ny ratsy amin’ny tànana ho an’izay manana fahefana na hery manao izany.
  • Fizirizirian'ny Mpaminany (S.A.W) ny hanaisotra ireo zavatra rehetra mampatsiahy ny vanim-potoana talohan'ny silamo (habadoana), anisan'izany ny sary, ny sarivongana ary ny tranobe eo amin'ny fasana.
explain-icon

cats

explain-icon

more