Isan'ny fomba amam-panaon'ny Mpaminany (S.W.A) rehefa miakatra eo am-pandriana hatory amin'ny alina Izy dia manambatra ny Tànany roa - toy ny mangataka Douan ireny - ary mitsoka moramora amin'ny felatànany roa ka misy piti-drora kely ary mamaky { Qol howalloahou Ahado } sy { Qol ao'zhou birabbil Falaq } ary { Qol ao'zhuo birabbin-Nàsy} avy eo safoiny izay rehetra tratrany amin'ny Vatany, atombony amin'ny Lohany sy ny Tarehiny, ary ireo faritra aloha amin'ny Vatany mantolo, ka Ataony in-telo avokoa izany.