explain-icon

Explanation

Manambara ny Mpaminany (S.A.W) fa ny asa sy ny teny mavesatra indrindra amin'ny mizanan'ny mpino amin'ny andro farany dia ny toetra tsara, izany dia ny fanehoana tarehy tsara, fampitsarahana ny ratsy ary ny fiezahana amin'ny fanaovana asa soa. Halan’I Allah Ilay Tsitoha ny manao ratsy amin'ny asany sy teniny, ary ny fahavetavetana avoakan'ny lelany.

explain-icon

Benefits from the Hadith

  • Ny maha zava-dehibe ny amin'ny fananana toetra tsara; Satria manome ny tompony ny fitiavana an’I Allah sy ny fitiavan’ireo mpanompony, ary izany no zava-dehibe indrindra ho lanjaina amin’ny andro farany.
explain-icon

Categories

explain-icon

More ...