explain-icon

exp

Milaza amintsika i Mpaminany (S.W.A) fa ireo izay mitsara ara-drariny sy am-pahamarinana eo amin'ny olombelona ambany fifehezany sy ny fitondrany ary ny fianakaviany, dia izy ireny no voalaza fa hipetraka amin’ny seza avo, ambony izay vita tamin’ny fahazavana, ho fanomezam-boninahitra azy ireo amin’ny andro fitsanganana amin’ny maty. Ireo lampihazo ireo dia eo an-kavanan’ilay Be famindrampo, ilay Avo Indrindra, ary ny tànan'Allah roa, dia ankavanana avokoa.

explain-icon

fawaed

  • Ny hatsaran'ny rariny sy ny famporisihana amin'ny fanaovana azy.
  • Ny rariny amin'ny ankapobeny dia midadasika amin'ireo Rafim-panjakana rehetra sy ny ao amin'ny didim-pitsarana eo amin'ny olombelona, ​​eny fa na dia eo amin'ny vady sy ny zanaka ary ny ankoatrany.
  • Fanazavana ny toeran’ireo alo-marina amin’ny andro fitsanganana amin’ny maty.
  • Ny toeran’ireo olona manam-pinoana dia hiovaova amin’ny andro fitsanganana amin’ny maty, arakaraky ny asa vitany.
  • Ny fampitsiriritana dia iray amin'ireo fomba fitorian-teny izay mampitsirirtra ny olona antsoina ho amin'ny fankatoavana.
explain-icon

cats

explain-icon

more