explain-icon

exp

Milaza amintsika i Mpaminany (S.A.W) fa raha mandany vola amin’ny ankohonany izay tokony hamelomana azy ny lehilahy iray, toy ny vadiny, ny ray aman-dreniny, ny zanany ary ny hafa, nataony izany ho fanakakaizana an'i Allah ary manantena valisoa avy aminy, dia hahazo ny valisoan'ny Swadakat izy.

explain-icon

fawaed

  • Fahazoana valisoa ny fiantohana ny ankohonana.
  • Ny mpino dia manantena hatrany ny valisoa amin'izay zavatra rehetra ataony nohon'ny Tompo Allah, ary hahazo valisoa avy any amin'i Tompo Allah.
  • Ilaina ny manana finiavana tsara sy madio amin'ny asa soa rehetra atao, ary tafiditra amin'izany fandaniana rehetra amin'ny ankohonana.
explain-icon

cats

explain-icon

more