explain-icon

Explanation

Ny irak'Allah (S.A.W) dia nandrara ny mivavaka eo anatrehan'ny sakafo efa vonona, izay irin'ny fanahin'ilay olona mivavaka sy ifantohan'ny fony. Norarany tahaka izany koa ny mivavaka rehefa tratry ny fahaporetana roa - ny amany sy tay - satria hifantoka amin'ny fanoherana ny fivoahan'ilay loto ny tenany.

explain-icon

Benefits from the Hadith

  • Ny mpivavaka dia tokony hanala izay rehetra manelingelina azy amin'ny vavaka ataony mialohan'ny hidirany amin'ny fivavahana.
explain-icon

Categories

explain-icon

More ...