Rehefa nandeha voyage i Mpaminany (S.W.A) indray andro, ary ny olona rehetra tao amin'ny toerana fatorian'izy ireo, dia naniraka olona iray izy hanapaka ireny firavaka atao amin'ny rameva ireny toy ny tady sy ny lakolosy na kapa, ary izany dia fanaony izy ireo hiarovana amin'ny maso, ka nandidy izy hanapaka izany, satria miaro azy ireo, ary marina tokoa fa ny fahasoavana sy ny loza dia eo am-pelatanan'ny Tompo Allah irery ihany tsy misy mpikambana Aminy.