explain-icon

Explanation

Ireo mpiara-dian'ny Mpaminany (S.W,A) dia nandray andininy folo ao anatin'ny Boky masina Koroany avy amin'ny Mpaminany (S.W.A), ary tsy mifindra amin'ny andininy hafa raha tsy efa nahay sy nampihatra tsara ireo andininy folo azony izy ireo, ka nahalala izy ireo no sady nampihatra izany rehetra izany avy hatrany.

explain-icon

Benefits from the Hadith

  • Ny hasin'ireo Mpanaradia (R.D) sy ny fahazotoan'izy ireo hianatra ny Boky masina Koroany.
  • Ny fianarana ny Boky masina Koroany dia amin’ny alàlan’ny fahalalana sy ny fampiharana izay ao anatiny fa tsy amin’ny famakiana sy fanaovana tsianjery azy fotsiny.
  • Ny fahalalana dia mialohan'ny fitenenana sy ny asa.
explain-icon

Categories

explain-icon

More ...