Tatitra azo avy amin'i Ibn Abbas (R.D), Niteny i Mpaminany (S.W,A) manao hoe : " Marina tokoa fa i Tompo Allah dia mitia ny fanatanterana ireo fanamaivanana izay nomeny, toy ny fitiavany fanatanterahana ireo didiny napetrany ". Sahih/Authentic. - Ibn Hibbaan
explain-icon

exp

Mampafantatra i Mpaminany (S.W.A) fa hoe : Tompo Allah dia makatia ny fanatanterahana ireo fanamaivanana rehetra ara-pinoana izay nomeny, tahaka ny fanamaivanana amin'ireo lalàna sy fanompoana, ary ny fanamorana amin'ireo Mpanompo noho ny fialan-tsiny -tahaka ny fanenana ny isan'ny raka't amin'ny Soalat sy ny fanambarana izany rehefa am-pandehanana (Voyage).. Tahaka ny fitiavany ny fanatanterahana ireo fanapaha-keviny, amin'ireo didy rehetra izay tsy maintsy atao; satria ny fanamaivanana sy ny didy izay nibaikon'i Tompo Allah dia iray ihany.

explain-icon

fawaed

  • Ny famindram-pon’i Tompo Allah amin’ireo Mpanompony, ary Izy, Voninahitra ho Azy, Izy dia mankatia ny fanatanterana ireo lalànany amin'ny fankahivanana.
  • Ny fahafenoan'ity lalàna io, ary ny fanesorana ny fahasahiranana amin'ny Islamo.
explain-icon

cats

explain-icon

more