explain-icon

Explanation

Manazava i Mpaminany (S.W.A) fa raha misy Olona tsy Mpino iray miditra amin'ny finoana Islam dia hahazo valisoa Izy noho ny asa soa nataony tamin'ny andron'ny habadoana talohan'ny nidirany ho Islamo, toy ny fanomezana, fanafahana andevo, na fanohizana ny rohim-pihavanana.

explain-icon

Benefits from the Hadith

  • Ny asa soa nataon’ny Olona tsy Mpino eto an-tany dia tsy hisy valisoa ho Azy mihitsy any ankoatra raha toa ka Maty ao anatin’ny tsy finoany Izy
explain-icon

Categories

explain-icon

More ...