Nilaza i Mpaminany fa tsy ho tomga ary tsy ho avy mihitsy ny ora raha tsy miady mifamono ny vahoaka Mpino Islamo sy ny ireo vahoaka ny Jiosy. Na dia mandositra ao ambadikIn'ny vato aza ireo Jiosy mba hiafina ny Mpino Islamo; dia efa ho nampitenenin'i Tompo Allah ilay vato ary niantso ny Mpino Islamo ka Niteny hoe : Misy Jiosy miafina ao aoriany mba hahatongavany hamono Azy.