explain-icon

exp

Milaza amintsika ny Mpaminany (S.A.W) fa ny vahoakany rehetra dia hiditra ao amin'ny Paradisa afa-tsy ireo izay tsy manaiky! Hoy ireo mpanaradia azy : Iza no tsy hanaiky, ry Irak'Allah? Namaly azy (Saw): “Izay manaiky sy manaraka ary mankato ny irak’Allah dia ho any amin’ny Paradisa, fa izay tsy mankatò sy tsy manaiky ny lalàna. hosakanana tsy hiditra ao amin’ny Paradisa izy noho ny asa ratsiny.

explain-icon

fawaed

  • Ny fankatoavana an'ny Mpaminany (S.A.W) dia tafiditra ho fankatoavana an'Allah, ary ny tsy fankatoavana azy dia tafiditra ho tsy fankatoavana an'Allah.
  • Ny fankatoavana an'ny Mpaminany (S.W.A) dia mampiditra ao amin'ny Paradisa, ary ny tsy fankatoavana azy dia mampiditra amin'ny Afobe.
  • Vaovao mahafaly ho an’ny Olona mpankatò amin’ity vahoaka ity, ary hiditra ao amin’ny Paradisa avokoa izy rehetra afa-tsy izay tsy mankatò an’Allah sy ny Irakan’Allah.
  • Ny fangoraham-pony Mpaminany (S.W.A) amin'ny vahoakany sy ny fahavonosany hitarika azy ireo.
explain-icon

cats

explain-icon

more