explain-icon

exp

Milaza sy mampahafantatra i Mpaminany (S.W.A) : fa rehefa nandahatra sy nanapakevitra amin'ny fahafatesan'ny Mpanompo iray i Tompo Allah nefa tsy ao amin'io tany io ilay Mpanompony, dia hataon'i Tompo Allah misy zavatra ilainy any amin'io toerana io dia tonga any Izy ka eo no hakana ny fanahiny dia eo Izy no maty.

explain-icon

fawaed

  • Ny Hadithe dia manamafy ilay Tenin'i Tompo Allah milaza ny hoe : { Ary tsy misy Olona mahalala na mahafantatra izay tany hahafatesany }.
explain-icon

cats

explain-icon

more