i Mpaminany (S.W.A) dia mangataka eo anelanelan'ny fiankohofana roa amin'ny Soalat amin'ireto fangatahana dimy izay tena ilain'ny mpino ireto, izay mandrakotra ny hatsarana eto an-tany sy ny any an-koatra, fangatahana famelan-keloka sy sy fanafoanana ny ota ary ny fanambelana izany, ary fangatahana indrafo, sy ny fiarovana amin'ny fakam-panahy sy ny aretina, ny fangatahana ny fahitsina sy ny fifikirana amin'izany ary ny anjara amin'ny finoana sy ny fahalalana ary asa soa sy ny harena madio.