explain-icon

Explanation

Mampafantatra i Mpaminany (S.W.A) fa izay nifehy mandritra ny volana Ramadany tamin'ny finoana feno an'i Allah, ary mino ny maha voadidy ny fifehezana sy izay fampanantenana omen'i Allah azy amin'ny valisoa lehibe sy ny hatsarana, nataony noho i Allah ilay Avo Tsitoha, tsy misy fireharehana na fisehosehoana, dia ho fafan'i Allah avokoa ireo fahotana rehetra izay efa lasa.

explain-icon

Benefits from the Hadith

  • Fahasoavan'ny fahadiovam-po sy ny maha zava-dehibe izany amin'ny fifehezana Ramadany ary ny ankoatr'izany amin'ireo asa soa rehetra.
explain-icon

Categories

explain-icon

More ...