Nohazavain'ny Mpaminany (S.A.W) fa ny fandroana amin'ny andro zoma dia tsy maintsy ho an'ny lehilahy mpino silamo ampy taona rehetra izay voadidy hanatrika ny Soalat zoma. Ary hanadio ny nifiny amin'ny siwàk sy ny toy izany. Ary manao manimanitra amin'izay fofona manitra tsara