Mampahafantatra i Mpaminany (S.W.A) fa izay nanao fidiovana masina (Ouzou) ka voahaja ireo Sounnat eo aminy sy ny momba azy rehetra, Dia izany tafiditra ho anisany antony lehibe amin'ny famafana ny haratsina sy ny fahadisoana, "mandra-pivoahann'ny" fahotany eo amin'ny hohon'ny tanany roa sy ny tongony roa.