Milaza amintsika ny Mpaminany (S.A.W) fa ny silamo tsara indrindra sy ambony indrindra eo imason'Allah dia : ireo izay mianatra ny CORAN, amin'ny famakiana azy, amin'ny fitadidiana, amin'ny famakiana azy, manara-dalàna ary amin'ny fandikana. ary mampianatra ny hafa ny fahalalana ny CORAN izay ananany ary fampiharana azy.