Tatitra azo avy tamin'i Anas (R.A) niteny : Teo anatrehan'i Oumar izahy ka niteny izy hoe : "Voarara izahay fankasarotana". Sahih/Authentic. - Al-Bukhari
explain-icon

exp

Mampafantatra i Omar (RA) fa nandrara azy ireo i Mpaminany (S.W.A) amin'ny fandraisana vesatra amin'ny zavatra tsy misy antony, na teny izany na fihetsika.

explain-icon

fawaed

  • Ny fankasarotana voarara dia : Ny fanontaniana betsaka amin'ireo zavatra tsy misy dikany, na koa fandraisana andraikitra zavatra tsy ananana fahalalana, na koa fampidirana vesatra amin'izay efa nankamaivanin'i Allah.
  • Tokony manazavatra tenany ny mpino iray amin'ny fanamaivanana ny teny sy fihetsika : amin'ny sakafony, zava-pisotrony, fiteniny, sy ny raharaha rehetra mahakasika azy eo amin'ny fiainany.
  • Ny finoana Islam dia finoana mora sy tsotra.
explain-icon

cats

explain-icon

more