Nandrara i Mpaminany (S.W.A) ny amin'ny fanapahana ampahany amin'ny volo eo amin'ny loha ka mamela ny ampahany.
Ary ny fandrarana dia ho an'ny lehilahy rehetra tsy ankanavaka na na zaza na lehibe, satria ny vehivavy dia tsy manapaka ny volon-dohany.
Benefits from the Hadith
Ny fifantohan'ny lalàna Islamika amin'ny endrik'olombelona.