explain-icon

exp

Nanazava i Mpaminany (S.W.A) fa i Allah ilay Avo Tsitoha dia midina amin'ny lanitra voalohany isan'alina rehefa tonga ny ampaha-telo farany amin'ny alina iny, ka mamporisika ny mpanompony rehetra mba hangataka Aminy satria hamaly an'izay mangataka Aminy Izy, ary mamporisika azy ireo hangataka Aminy izay rehetra tiany fa Izy dia hanome an'izay rehetra mangataka aminy. Mamporisika azy ireo Izy mba hangataka famelan-keloka Aminy, satria mamela ny mpanompony mahatoky Izy.

explain-icon

fawaed

  • Fahasoavan'ny ampaha-telo farany amin'ny alina sy ny fanatanterahana ny Soalat ary fangatahana Doa'n sy ny famelan-keloka mandritra izany.
  • Rehefa mandre io hadith io ny olona iray dia tokony hahay hanararaotra ny fotoana hamaliana ny fitalahoany.
explain-icon

cats

explain-icon

more