explain-icon

exp

Noraràn'ny Mpaminany (S.A.W) ny tokantrano tsy hanaovana swalat ka lasa ho toy ny fasana izay tsy hanavaon'ny olona Swalat. Avy eo i Mpaminany (S.W.A) nampahafantatra fa i Satana dia mandositra ny trano izay hamakina ny Sourat Al-bakarat.

explain-icon

fawaed

  • Tsaratsara ny manabetsaka ny fanompoana sy ny vavaka an-tsitrapo (Swalat Sounna) ao an-trano.
  • Tsy azo atao ny manao Swalat any am-pasana; Satria izany fomba mitarika amin'ny fanompoan-tsampy sy fihoaram-pefy eo amin'ny mpanao azy, ankoatra ny Swalat Al-Janaza (vavaka amin'ny maty).
  • Ny fandrarana ny fivavahana any am-pasana dia fiombonan-kevitr'ireo mpanaradia, ka izany no nahatonga an'ny Mpaminany (S.A.W) nandrara ny trano hatao toy ny fasana izay tsy tokony hivavahana mihitsy..
explain-icon

cats

explain-icon

more