explain-icon

Explanation

Nanontaniana i Mpaminany (S.W.A) ahoana no hahafan'ny Mpikomy handea amin'ny tavany amin'ny Andro farany ? ! Dia namaly i Mpaminany (S.W.A) : moa va tsy ilay nahavita nampandeha Azy tamin'ny tongony roa teto an-tany ihany no mahavita ihany koa mampandeha Azy amin'ny tarehiny amin'ny Andro farany ? ! Fa i Tompo Allah no Tompo Mahefa ny zava-drehetra.

explain-icon

Benefits from the Hadith

  • Fahafaham-baraka ho an'ireo tsy Mpino amin’ny Andro fitsanganana amin’ny maty, ary handeha amin’ny tavany izy ireo.
explain-icon

Categories

explain-icon

More ...