Mampafantatra i Mpaminany (S.A.W) hoe: Raha te hanasoa mpanompony iray i Allah dia hotsapainy amin'ny vatateny sy ny harenany ary ny fianakaviany, mba hiverenan'ireo mpino any amin'i Allah ilay Avo Tsitoha amin'ny alàlan'ny vavaka Doua'n, sy famafana ireo haratsiany, ary fampiakarana ny voninahitra.