explain-icon

exp

Milaza mazava tsara i Mpaminany (saw) fa izay maty tsy nanompo sampy, dia mizotra makany amin'ny Paradisa. Na dia hanasazy azy amin'ireo ampahan'ny fahotany aza. Fa izay maty nampitambatra Azy amin'ny zavatra hafa kosa dia hijanona mandrakizay ao amin'ny Afobe.

explain-icon

fawaed

  • Fahasoavan'ny fanokanana an'I Allah, ary izy io no antony lehibe manavotra amin'ny fidirana mandrakizay ao amin'ny Afobe.
  • Fanakakaizana ny Paradisa sy ny Afobe amin'ny mpanompo iray, ary tsy misy manelanelana izany afa tsy ny fahafatesana.
  • Fampitandremana amin'ny fanompoan-tsampy, na kely na lehibe; Satria ny fanavotana amin'ny afo dia amin'ny alàlan'ny fiatahana aminy.
  • Ny tena zava-dehibe amin'ny asa atao dia ilay asa nataonao farany.
explain-icon

cats

explain-icon

more