explain-icon

exp

Nanazava i Mpaminany (S.W.A) fa ny fototra amin'ny fnaovana Soalat dia ny fitsanganana, afa-tsy amin'ny fotoana tsy ahafahana manao izany dia mipetraka, fa rehefa tena tsy mahavita manao dia matoritory.

explain-icon

fawaed

  • Tsy azo avela ny Swalat raha mbola ao ny saina, fa miovaova fomba fanaovana azy arakaraky ny fahavitanao azy.
  • Fanamaivanana sy fankamorana nomen'ny finoana Islam ho an'ny mpanompo iray hanao fanompoana arak'izay tratrany.
explain-icon

cats

explain-icon

more