Manazava i Mpaminany (S.W.A) fa ireny Mpamaky ny Boky masina KOROANY ampahibemaso ireny dia toy ny Olona manome fanampina fihantrana ankarihary, fa ireny izay Mpanafina ny famakiany ny Boky masina Koroany kosa dia mitovy amin'ny Olona Mpanampy ny Olona amin'ny takotakona sy mangingina.