explain-icon

exp

Manambara atsika i mpaminany (saw) fa ny tonom-bavaka tsara indrindra dia ny fahatsiarovana ny fitenenana hoe : " LA ILAHA ILLA LLAHO ", izay midika fa tsy misy tompo Tompoina am-pahamarinana afa-tsy i Tompo Allah, ary ny vavaka tsara indrindra dia ny fitenenana ilay teny hoe : AL-HAMDO LILLAHI, ary izy io dia fahatsapanao fa ny mpanasoa dia i Tompo Allah ilay avo Tsitoha, ary mendrika ho Azy manokana ny deraina amin'ny fahafenoana tsara indrindra.

explain-icon

fawaed

  • Famporisihana ny amin'ny fitenenana im-betsaka ny teny fanokanana an'i Tompo Allah, sy fanaovana Hataka sy Douan amin'ny fitenenana AL-HAMDOU LILLAHI.
explain-icon

cats

explain-icon

more