explain-icon

exp

Isaky ny te-hiditra amin'ny toerana fivoahana ny Mpaminany (S.A.W) na hipiy na hamoaka maloto dia mitady fiarovana amin'Allah ary mitodi-doha amin'Allah mba hiaro azy amin'ireo faharatsian'ny devoly lahy sy vavy. Ny Khobthi sy ny Khabàith koa dia nadika ho faharatsiana sy fahalotoana.

explain-icon

fawaed

  • Tsara ny manonina ity Doan ity dia rehefa te hiditra ao amin'ny trano fidiovana.
  • Ny zavaboary rehetra dia mila ny Tompony mba hiaro azy amin'izay zavatra manimba azy na manisy ratsy azy amin'ny toe-javatra rehetra misy azy.
explain-icon

cats

explain-icon

more