explain-icon

exp

Milaza ny Mpaminany (S.A.W) fa saro-piaro sy mankahala ary tsy mankatia I Allah, tahaka ny mpino mahay saro-piaro sy mankahala ary tsy mitia, fa ny antony mahasaro-piaro an'I Allah dia ny fanaovan'ny mpino silamo izay zavatra noraran'I Allah aminy toy ny; fijangajangana sy fanambadianamitovy taovam-pananahana ary ny fangalarana, ny fisotroana toaka, ary ny fahalotoam-pitondran-tena hafa.

explain-icon

fawaed

  • Fitandremana amin'ny fahatezeran’I Allah sy ny famaizana avy Aminy raha voahitsakitsaka ny fandrarany.
explain-icon

cats

explain-icon

more