explain-icon

exp

Nilaza ny Mpaminany (S.A.W) fa ny Jiosy dia vahoaka izay nahatezitra an'Allah; Satria nahafantatra ny fahamarinana izy ireo nefa tsy nanao izany. Vahoaka very làlana ny Kristianina. Satria nanao zavatra tsy amin'ny fahalalana.

explain-icon

fawaed

  • Ny fanambarana ny fahalalana sy ny asa dia fahafahana hiala amin’ny làlan’ireo izay niharan’ny fahatezerana sy ireo izay very làlana.
  • Fampitandremana amin'ny làlan'ny Jiosy sy ny Kristiana, ary ny fanarahana ny làlana mahitsy, dia ny finoana silamo.
  • Na ny Jiosy na ny Kristiana dia samy very ary iharan'ny fahatezerana, fa ny toetra manokana mamaritra ny Jiosy dia ny fahatezerana, ary ny mamaritra manokana ny Kristiana dia fahaverezana.
explain-icon

cats

explain-icon

more