explain-icon

exp

Nasehon'ny Mpaminany (S.A.W) mazava tsara fa ny toe-piainan'ny mpino silamo amin'ny samy izy ireo dia ny fanirian-tsara, ny famindram-po, ny fanampiana ary ny fanohanana, ary ny fahatsapana hotsika amin'ny loza manjo azy ireo, dia toy ny vatana tokana, raha marary ny ampahany iray dia ny vatana manontolo no mamaly azy amin'ny tsy fahampian-torimaso sy ny tazo.

explain-icon

fawaed

  • Tokony hamafisina ny zon'ny silamo ary hamporisihana ny fiaraha-miasa sy ny hatsaram-panahy eo aminn'ny samy izy.
  • Tokony hisy fitiavana sy fanohanana eo amin’ny olona manam-pinoana.
explain-icon

cats

explain-icon

more