explain-icon

Explanation

Nilaza ny Mpaminany (S.A.W) fa iray amin'ireo famantarana ny ora farany ny fifanakakaizan'ny fotoana, ka ny fandehanan'ny taona dia toy ny volana, ary ny volana dia toy ny herinandro, Ary mandalo ny zoma tahaky ny fandalovan'ny andro, ary mandalo ny andro tahaky ny ora iray, Mandeha haingana ny ora, toy ny famaizan'ny ravin-drofia.

explain-icon

Benefits from the Hadith

  • Anisan'ny famantarana ny Ora farany ny fanesorana fahasoavana eo amin'ny fotoana na ny fanafainganana azy.
explain-icon

Categories

explain-icon

More ...