Tatitra azo avy amin'i Anas Ibn Malik (R.A) niteny : i Mpaminany (S,W,A) no olona tsara toetra indrindra. Sahih/Authentic. - Al-Bukhari and Muslim
explain-icon

exp

i Mpaminany (S.A.W) no tonga lafatra indrindra amin'ny olona rehetra, ​​ary izy no voalohany tamin'ny fitondran-tena sy ny hatsaran-toetra rehetra, tamin'ny fanomezna ny teny mamy, ny fanaovana ny tsara, ny famirapiratana amin'ny tarehy, ny fandrarana ny ratsy ary ny fandeferana amin'ny hafa.

explain-icon

fawaed

  • Fahafenoan'ny toetran'ny Mpaminany (S.W.A).
  • i Mpaminany (S.W.A) no modely tonga lafatra amin'ny fitondran-tena tsara.
  • Famporisihana amin'ny fankana tahaka ny Mpaminany (S.W.A) amin'ireo hatsaran-toetra misy Aminy.
explain-icon

cats

explain-icon

more