Mampahafantatra i Mpaminany (S.W.A) fa tompo Allah niteny hoe : Ry zanak'i Adama, mamoaha - amin'ireo fandaniana tsy maintsy ilaina sy ny fandaniana an-tsitrapo ianao - dia hamaly anao Aho ary mbola averiko aminao izay navoakao no sady fenoiko fahasoavana lehibe".