Mianiana amin'Allah ny Mpaminany (S.A.W) fa tsy misy olona avy amin'ity vahoaka ity, na Jiosy na kristiana na olon-kafa ankoatra azy ireo, nandre sy tonga taminy fiantsoan'ny Mpaminany (S.A.W) ary maty avy eo nefa tsy nino Azy afa-tsy hoe anisan’ireo vahoakan'ny Afobe hitoetra mandrakizay izy.