explain-icon

Explanation

Nilaza ny Mpaminany (S.A.W) fa ny anjely dia tsy miaraka amin'ny vondrona manao dia miaraka amin'ny alika, na lakolosy mihantona amin'ny biby fitaingenana, natao izany mba hamoaka feo raha mihetsika izy.

explain-icon

Benefits from the Hadith

  • Voarara ny miompy sy miaraka amin'ny alika, afa-tsy ny alika mpihaza na mpiambina.
  • Ny anjely izay tsy mety miaraka dia ireo anjelin’ny famindram-po, fa ny anjely mpiambina kosa tsy mandao ny mpanompo rehefa eo an-toerana izy na mandeha.
  • Fandrarana amin'ny lakolosy; Satria anisan’ny sodin’i Satana izy io, ary mitovy amin’ny lakolosy ny kristianina.
  • Ny mpino silamo dia tsy maintsy miezaka manalavitra hatrany ny zavatra rehetra izay hanalaviran'ny anjely azy.
explain-icon

Categories

explain-icon

More ...