explain-icon

Explanation

Mandidy ny Mpaminany (S.A.W) amin'ny hanafohaizana ny volombava ambony ary tsy tokony havela, fa hafohezina ary tena hafohezina tanteraka. Mifanohitra amin'izany ka nasainy navela ho lava sy milobolobo ny somotra.

explain-icon

Benefits from the Hadith

  • Voarara ny fanetezana ny somotra.
explain-icon

Categories

explain-icon

More ...