explain-icon

exp

Manambara ny Mpaminany (S.A.W) fa amin'ny andro fitsanganana amin'ny maty, dia haka ny tany ary hanangona azy i Allah, ary hamoritra ny lanitra amin'ny tànany ankavanana, ary hamoritra sy hamadibadika azy amin'ny lanitra sasany ka ho levona, avy eo dia miteny izy hoe : Izaho no mpanjaka, aiza ireo mpanjakan'ny tany?

explain-icon

fawaed

  • Fampahatsiahivana fa ny fanjakan’Allah dia mitoetra mandrak'izay fa ny fanjakan’ny hafa dia ho foana.
  • Ny fahalehibiazan’Allah, ny halehiben’ny heriny, ny fahefany ary ny fahafenoan’ny fanjakany.
explain-icon

cats

explain-icon

more